Genesisy 32:22 - Baiboly Katolika22 Tamin’iny alina iny ihany dia nitsangana izy, nalainy ny vadiny roa sy ny ankiziny roa vavy ary ny zanany iraika ambin’ny folo lahy: dia nita tamin’ny fitàna tao Jabaoka izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Dia lasa nialoha azy ireny zavatra nampanateriny ireny, fa izy dia mbola nitoetra teo amin’ny toby ihany tamin’io alina io. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Dia nalefan’i Jakôba nialoha azy ny andiam-biby fa ny tenany kosa mbola nijanona tao an-toby tamin’iny alina iny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Dia nalefan’i Jakôba nialoha azy ny andiam-biby fa ny tenany kosa mbola nijanona tao an-toby tamin’iny alina iny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary dia lasa nialoha azy ireny zavatra nampanateriny ireny; fa izy mbola nitoetra teo amin’ny toby ihany tamin’iny alina iny. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary dia lasa nialoha azy ireny zavatra nampanateriny ireny; fa izy mbola nitoetra teo amin'ny toby ihany tamin'iny alina iny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Dia lasa nialoha azy ireny zavatra nampanateriny ireny, fa izy dia mbola nitoetra teo amin’ny toby ihany tamin’io alina io. Jereo ny toko |