Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 31:8 - Baiboly Katolika

8 Fa raha nataony hoe: Ny ondry mara rehetra no ho karamanao, dia mara daholo ny terak’ondry; ary raha nataony hoe: ny sadika rehetra no ho karamanao, dia sadika avokoa ny terak’ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Raha nilaza izy hoe: Ny mara rehetra no ho karamanao, dia niteraka mara ny ondry aman’osy rehetra; raha nilaza indray izy hoe: Ny sadika rehetra no ho karamanao, dia niteraka sadika ny ondry aman’osy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

8 Raha nilaza izy hoe: «Ny biby maramara rehetra no ho karamanao,» dia niteraka maramara avokoa ny ondry aman’osy vavy rehetra. Ary raha hoy indray izy hoe: «Ny sadìka no karamanao,» dia niteraka sadìka avokoa ny ondry aman’osy vavy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Raha nilaza izy hoe: «Ny biby maramara rehetra no ho karamanao,» dia niteraka maramara avokoa ny ondry aman’osy vavy rehetra. Ary raha hoy indray izy hoe: «Ny sadìka no karamanao,» dia niteraka sadìka avokoa ny ondry aman’osy vavy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Raha nilaza hoe izy: Ny mara rehetra ho karamanao, dia niteraka mara ny ondry aman-osy rehetra: ary raha nilaza hoe indray izy: Ny sadika rehetra ho karamanao, dia niteraka sadika ny ondry aman-osy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Raha nilaza hoe izy: Ny mara rehetra ho karamanao, dia niteraka mara ny ondry aman'osy rehetra: ary raha nilaza hoe indray izy: Ny sadika rehetra ho karamanao, dia niteraka sadika ny ondry aman'osy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Raha nilaza izy hoe: Ny mara rehetra no ho karamanao, dia niteraka mara ny ondry aman’osy rehetra; raha nilaza indray izy hoe: Ny sadika rehetra no ho karamanao, dia niteraka sadika ny ondry aman’osy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 31:8
2 Rohy Ifampitohizana  

Handeha hamaky ny biby fiompinao rehetra aho anio; ka havahako ny sada sy ny mara rehetra mbamin’ny mainty rehetra amin’ny zanak’ondry; ary ny sada sy ny mara amin’ny osy, dia ireo no ho karamako.


ka nikambana teo anoloan’ny tsora-kazo ny ondry, dia teraka sadika sy mara ary sada.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra