Genesisy 29:6 - Baiboly Katolika6 Hoy izy taminy: «Tsara ihany va izy?» Hoy ny navaliny: «Tsara ihany izy ary inty tamy i Rasela zanany vavy, mitondra ny ondriny.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Hoy izy taminy: Tsara ihany va izy? Dia hoy ireo: Tsara ihany izy! Ary indro, tamy Rahely zanany vavy mitondra ny ondry aman’osy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Fa nanontany ihany i Jakôba hoe: –Salama ihany ve izy? Dia hoy ireo taminy: –Salama izy, ary inty i Rahely zanany vavy fa tonga miaraka amin’ny andian’ondriny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Fa nanontany ihany i Jakôba hoe: –Salama ihany ve izy? Dia hoy ireo taminy: –Salama izy, ary inty i Rahely zanany vavy fa tonga miaraka amin’ny andian’ondriny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary hoy izy taminy: Tsara ihany va izy? Dia hoy izy: Tsara ihany izy; ary, indro, tamy Rahely zanani-vavy mitondra ny ondry aman-osy. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary hoy izy taminy: Tsara ihany va izy? Dia hoy izy: Tsara ihany izy; ary, indro, tamy Rahely zananivavy mitondra ny ondry aman'osy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Hoy izy taminy: Tsara ihany va izy? Dia hoy ireo: Tsara ihany izy! Ary indro, tamy Rahely zanany vavy mitondra ny ondry aman’osy. Jereo ny toko |