Genesisy 28:18 - Baiboly Katolika18 Nifoha maraina koa izy, dia nalainy ilay vato nataony ondana, naoriny nataony tsangam-bato ka norotsahany diloilo ny tampony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ary nifoha vao maraina i Jakoba dia naka ilay vato izay nataony ondana ka nanorina azy ho tsangambato dia nandraraka diloilo taminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Dia nifoha vao maraina i Jakôba, ary nalainy ilay vato nataony ondana ka naoriny ho tsangambato ary nohosorany menaka teo an-tampony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Dia nifoha vao maraina i Jakôba, ary nalainy ilay vato nataony ondana ka naoriny ho tsangambato ary nohosorany menaka teo an-tampony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary nifoha maraina koa Jakoba, dia naka ilay vato izay nataony ondana ka nanorina azy ho tsangam-bato, dia nampidina diloilo teo aminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary nifoha maraina koa Jakoba, dia naka ilay vato izay nataony ondana ka nanorina azy ho tsangam-bato, dia nampidina diloilo teo aminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Ary nifoha vao maraina i Jakoba dia naka ilay vato izay nataony ondana ka nanorina azy ho tsangambato dia nandraraka diloilo taminy. Jereo ny toko |