Genesisy 25:32 - Baiboly Katolika32 Dia hoy i Esao: «Izaho aza efa ho faty, ka ho inoko akory izay fizokiana?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Hoy kosa i Esao: Indro, ho faty ihany aho; koa misy antony inona amiko izay fizokiana? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA32 Dia hoy i Hesao hoe: –Inty hono aho ka ho faty, dia hataoko inona moa izay fizokiana? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Dia hoy i Hesao hoe: –Inty hono aho ka ho faty, dia hataoko inona moa izay fizokiana? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Dia hoy kosa Esao: Indro, ho faty ihany aho; ka mahasoa inona izay fizokiana? Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Dia hoy kosa Esao: Indro, ho faty ihany aho; ka mahasoa inona izay fizokiana? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache32 Hoy kosa i Esao: Indro, ho faty ihany aho; koa misy antony inona amiko izay fizokiana? Jereo ny toko |