Genesisy 25:25 - Baiboly Katolika25 Ilay nivoaka voalohany dia menapiny, toy ny lamba voloina ny tenany manontolo, ary natao hoe Esao no anarany; ny rahalahiny nanarakaraka kosa, sady nihazona ny ombalahin-tongotr’i Esao, ary nataony hoe Jakôba no anarany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Dia teraka ny voalohany ka mena; tahaka ny akanjo volom-biby ny tenany manontolo ka nataony hoe Esao ny anarany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 Ilay teraka voalohany dia menamena, voloina toy ny lamba volom-biby ka natao hoe Hesao ny anarany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Ilay teraka voalohany dia menamena, voloina toy ny lamba volom-biby ka natao hoe Hesao ny anarany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Dia teraka ny voalohany ka mena, ary tahaka ny kapôty volom-biby ny tenany rehetra; dia nataony hoe Esao ny anarany. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Dia teraka ny voalohany ka mena, ary tahaka ny kapôty volom-biby ny tenany rehetra; dia nataony hoe Esao ny anarany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Dia teraka ny voalohany ka mena; tahaka ny akanjo volom-biby ny tenany manontolo ka nataony hoe Esao ny anarany. Jereo ny toko |