Genesisy 24:43 - Baiboly Katolika43 dia indro aho mijanona eto anilan’ny fantsakana; ka izay zazavavy tamy hantsaka hilazako hoe: Avelao aho mba hisotro rano kely amin’ny sininao, raha sitrakao, ka hamaly ahy hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201143 indro, mijoro eto akaikin’ny fantsakana aho, koa izay zazavavy avy hantsaka ka hilazako hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin’ny sininao aho Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA43 Inty aho mby eto anilan’ny fantsakana, hisy zazavavy hivoaka hantsaka ka hiangaviako mba hampisotro ahy rano kely avy amin’ny sininy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 Inty aho mby eto anilan’ny fantsakana, hisy zazavavy hivoaka hantsaka ka hiangaviako mba hampisotro ahy rano kely avy amin’ny sininy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy43 indro, mijanona eto anilan’ny fantsakana aho,–koa izay zazavavy hivoaka hantsaka ka hilazako hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin’ny sininao aho, Jereo ny tokoMalagasy Bible43 indro, mijanona eto anilan'ny fantsakana aho, koa izay zazavavy hivoaka hantsaka ka hilazako hoe : Mba ampisotroy rano kely avy amin'ny sininao aho, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache43 indro, mijoro eto akaikin’ny fantsakana aho, koa izay zazavavy avy hantsaka ka hilazako hoe: Mba ampisotroy rano kely avy amin’ny sininao aho Jereo ny toko |