Genesisy 24:14 - Baiboly Katolika14 ka aoka izay zazavavy hilazako hoe: ‹Ahilano kely ny sininao mba hisotroako› ka hamaly hoe: ‹Misotroa, fa hampisotroiko koa ny ramevanao,› no ho ilay notendrenao ho an’i Isaaka mpanomponao. Ary izany no hahafantarako fa nampisehoanao hatsaram-po tokoa ny tompoko.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Koa izay zazavavy hilazako hoe: Mba atongilano kely ny sininao hisotroako ka hamaly hoe: Misotroa, sady hampisotro ny ramevanao koa aho, dia izy ihany no aoka ho voatendrinao ho an’Isaka mpanomponao. Izany no hahafantarako fa nasianao soa ny tompoko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Koa izay zatovovavy hangatahako mba hampidina kely ny sininy hisotroako, ka hamaly hoe: «Misotroa ary aoka ny ramevanao hampisotroiko ihany koa!», dia amin’izay no hahafantarako fa izy no voatendrinao ho an’i Itsehàka mpanomponao ary efa naneho fahasoavana tamin’ny tompoko Ianao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Koa izay zatovovavy hangatahako mba hampidina kely ny sininy hisotroako, ka hamaly hoe: «Misotroa ary aoka ny ramevanao hampisotroiko ihany koa!», dia amin’izay no hahafantarako fa izy no voatendrinao ho an’i Itsehàka mpanomponao ary efa naneho fahasoavana tamin’ny tompoko Ianao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 koa izay zazavavy hilazako hoe: Mba areho kely ny sininao hisotroako, ka hamaly hoe izy: Misotroa, sady hampisotro ny ramevanao koa aho: dia izy ihany no aoka ho voatendrinao ho an’Isaka mpanomponao; ary izany no hahafantarako fa nasianao soa ny tompoko. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 koa izay zazavavy hilazako hoe: Mba areno kely ny sininao hisotroako, ka hamaly hoe izy: Misotroa, sady hampisotro ny ramevanao koa aho : dia izy ihany no aoka ho voatendrinao ho an'Isaka mpanomponao; ary izany no hahafantarako fa nasianao soa ny tompoko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Koa izay zazavavy hilazako hoe: Mba atongilano kely ny sininao hisotroako ka hamaly hoe: Misotroa, sady hampisotro ny ramevanao koa aho, dia izy ihany no aoka ho voatendrinao ho an’Isaka mpanomponao. Izany no hahafantarako fa nasianao soa ny tompoko. Jereo ny toko |