Genesisy 15:7 - Baiboly Katolika7 Ary hoy izy taminy: «Izaho no Iaveh nitondra anao nivoaka avy any Ora amin’ny Kaldeanina, mba hanomezako anao ity tany ity hanananao azy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ary hoy Izy taminy: Izaho no TOMPO izay nitondra anao niala avy tany Oran’ny Kaldeana mba hanomezako anao ity tany ity ho lovanao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Ka hoy indray Izy taminy: –Izaho TOMPO no nampivoaka anao avy tany Ora any Babilônia mba hanomezako anao ity tany ity ho fanananao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ka hoy indray Izy taminy: –Izaho TOMPO no nampivoaka anao avy tany Ora any Babilônia mba hanomezako anao ity tany ity ho fanananao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary hoy Izy taminy: Izaho no Jehovah Izay nitondra anao nivoaka avy tany Oran’ny Kaldeana, mba homeko anao ity tany ity ho lovanao. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary hoy Izy taminy: Izaho no Jehovah Izay nitondra anao nivoaka avy tany Oran'ny Kaldeana, mba homeko anao ity tany ity ho lovanao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Ary hoy Izy taminy: Izaho no TOMPO izay nitondra anao niala avy tany Oran’ny Kaldeana mba hanomezako anao ity tany ity ho lovanao. Jereo ny toko |