Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 8:13 - Baiboly Katolika

13 tamin’ny taranak’i Adônikama, dia farany ireo, ka izao no anarany: Elifeleta, Jehiela ary Semaiasa, mbamin’ireo 60 lahy niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 ary ny avy tamin’ny taranak’i Adonikama dia ireo zandriny tatỳ aoriana; izao avy no anarany: I Elifeleta sy i Jeiela ary i Semaia mbamin’ny namany enimpolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

13 i Elifelety sy i Jehiela ary i Semahià, izy telo lahy tanora indrindra, mbamin’ireo namany 60 lahy, samy avy amin’ny terak’i Adônikama;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 i Elifelety sy i Jehiela ary i Semahià, izy telo lahy tanora indrindra, mbamin’ireo namany 60 lahy, samy avy amin’ny terak’i Adônikama;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 ary ny avy tamin’ny taranak’i Adonikama, zandriny taoriana ireo, ary izao no anarany: Elifeleta sy Jeiela sy Semaia mbamin’ny namany enim-polo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 ary ny avy tamin'ny taranak'i Adonikama, zandriny taoriana ireo, ary izao no anarany: Elifeleta sy Jeiela sy Semaia mbamin'ny namany enim-polo lahy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 ary ny avy tamin’ny taranak’i Adonikama dia ireo zandriny tatỳ aoriana; izao avy no anarany: I Elifeleta sy i Jeiela ary i Semaia mbamin’ny namany enimpolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:13
4 Rohy Ifampitohizana  

nisy 666 ny taranak’i Adônikama;


tamin’ny taranak’i Azgada, i Johanàna zanak’i Eksetana mbamin’ireo 110 lahy niaraka taminy;


tamin’ny taranak’i Begoai, i Otaì sy i Zakora, mbamin’ireo 70 lahy niaraka taminy.


nisy 667 ny taranak’i Adônikama;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra