Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 8:12 - Baiboly Katolika

12 tamin’ny taranak’i Azgada, i Johanàna zanak’i Eksetana mbamin’ireo 110 lahy niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 i Johanana, zanak’i Hakatana, avy tamin’ny taranak’i Azgada, mbamin’ny namany folo amby zato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

12 i Jôhanàna, zanakalahin’i Hakatàna, mbamin’ireo namany 110 lahy, samy avy amin’ny terak’i Hazgada;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 i Jôhanàna, zanakalahin’i Hakatàna, mbamin’ireo namany 110 lahy, samy avy amin’ny terak’i Hazgada;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Johanana, zanak’i Hakatana, avy tamin’ny taranak’i Azgada, mbamin’ny namany folo amby zato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Johanana, zanak'i Hakatana, avy tamin'ny taranak'i Azgada, mbamin'ny namany folo amby zato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 i Johanana, zanak’i Hakatana, avy tamin’ny taranak’i Azgada, mbamin’ny namany folo amby zato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:12
4 Rohy Ifampitohizana  

nisy 1.222 ny taranak’i Azagada;


tamin’ny taranak’i Bebay, i Zakaria zanak’i Bebay mbamin’ireo 28 lahy niaraka taminy;


tamin’ny taranak’i Adônikama, dia farany ireo, ka izao no anarany: Elifeleta, Jehiela ary Semaiasa, mbamin’ireo 60 lahy niaraka taminy;


nisy 2.322, ny taranak’i Azgada;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra