Ezra 7:5 - Baiboly Katolika5 zanak’i Finea zanak’i Eleazara zanak’i Aarôna mpisorona lehibe; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 zanak’i Abisoa, zanak’i Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona Mpisoronabe. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 sy zafim-paladian’i Abisoa ary zafin-dorian’i Pinehasa, dia i Pinehasa zanakalahin’i Elehazara sy zafin’i Aharôna mpisorombe. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 sy zafim-paladian’i Abisoa ary zafin-dorian’i Pinehasa, dia i Pinehasa zanakalahin’i Elehazara sy zafin’i Aharôna mpisorombe. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 zanak’i Abisoa, zanak’i Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisoronabe; Jereo ny tokoMalagasy Bible5 zanak'i Abisoa, zanak'i Finehasa, zanak'i Eleazara, zanak'i Arona mpisoronabe; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 zanak’i Abisoa, zanak’i Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona Mpisoronabe*. Jereo ny toko |
Indro i Amariasa mpisorona lehibe, ho filohanareo amin’ny raharahan’i Iaveh rehetra; ary i Zabadiasa zanak’i Ismaely mpanapaka ny taranak’i Jodà, amin’ny raharahan’ny mpanjaka rehetra; ary ny Levita koa dia ho eo anatrehanareo ho manamboninahitra. Matokia, ataovy ny asa, ary homba anareo anie i Iaveh.»
Hoy i Môizy tamin’i Aarôna sy i Eleazara ary i Itamara: «Aza avelanareo hirakaraka foana ny volon-dohanareo, ary aza triarinareo ny fanamianareo, fandrao dia maty ianareo, ary ho tratry ny hatezeran’i Iaveh ny fiangonana rehetra. Ny rahalahinareo sy ny taranak’i Israely rehetra no aoka hitomany noho izao fandoroana narehitr’i Iaveh izao.
Ary hoy i Finea zanak’i Eleazara mpisorona tamin’ny tarana-dRobena sy ny taranak’i Gada ary ny taranak’i Manase: «Fantatray izao fa eto afovoantsika i Iaveh, satria tsy nanao izany fahotana izany tamin’i Iaveh ianareo; koa amin’izany, dia efa nanafaka ny zanak’i Israely tamin’ny tanan’i Iaveh ianareo.»