Ezra 7:13 - Baiboly Katolika13 Efa nomena teny aho hoe: izay rehetra isan’ny vahoakan’i Israely, ny mpisorony sy ny Levitany, izay eto amin’ny fanjakako, ka te handeha ho any Jerosalema, dia mahazo miaraka aminao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Mamoaka didy aho fa na iza na iza eto amin’ny fanjakako no te hiaraka aminao hankany Jerosalema dia mahazo mandeha izy! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 «Manao didy aho fa na iza na iza Israelita eto amin’ny fanjakako, na sarambabem-bahoaka na mpisorona na levita, no te hiaraka aminao hankany Jerosalema, dia mahazo mandeha izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 «Manao didy aho fa na iza na iza Israelita eto amin’ny fanjakako, na sarambabem-bahoaka na mpisorona na levita, no te hiaraka aminao hankany Jerosalema, dia mahazo mandeha izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Izaho manao didy fa na iza na iza eto amin’ny fanjakako amin’ny olona Isiraely sy ny mpisorony ary ny Levita no te-hiaraka aminao hankany Jerosalema, dia mahazo mandeha izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Izaho manao didy fa na iza na iza eto amin'ny fanjakako amin'ny olona Isiraely sy ny mpisorony ary ny Levita no te-hiaraka aminao hankany Jerosalema, dia mahazo mandeha izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Mamoaka didy aho fa na iza na iza eto amin’ny fanjakako no te hiaraka aminao hankany Jerosalema dia mahazo mandeha izy! Jereo ny toko |