Ezra 7:12 - Baiboly Katolika12 I Artakserksesa mpanjakan’ny mpanjaka, ho an’i Esdrasa mpisorona sy mpampiana-dalàna, mahay ny lalàn’ny Andriamanitry ny lanitra, sns. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 I Artaksersesy, mpanjakan’ny mpanjaka, ho an’i Ezra mpisorona, mpanoradalàna mahay tsara ny lalànan’Andriamanitry ny lanitra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 «Avy amiko Artakserksesa, mpanjakan’ny mpanjaka, ity taratasy ho an’i Hezrà mpisorona izay mpahay lalana fatra-pahalala ny lalànan’Ilay Andriamanitry ny lanitra. Mamangy anao aho sns... Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 «Avy amiko Artakserksesa, mpanjakan’ny mpanjaka, ity taratasy ho an’i Hezrà mpisorona izay mpahay lalana fatra-pahalala ny lalànan’Ilay Andriamanitry ny lanitra. Mamangy anao aho sns... Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Artaksersesy, mpanjakan’ny mpanjaka, ho an’i Ezra mpisorona, mpanora-dalàna mahay tsara ny lalàn’Andriamanitry ny lanitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Artaksersesy, mpanjakan'ny mpanjaka, ho an'i Ezra mpisorona, mpanora-dalàna mahay tsara ny lalàn'Andriamanitry ny lanitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 I Artaksersesy, mpanjakan’ny mpanjaka, ho an’i Ezra mpisorona, mpanoradalàna mahay tsara ny lalànan’Andriamanitry ny lanitra. Jereo ny toko |