Ezra 7:10 - Baiboly Katolika10 Nandraikitra ny fony amin’ny fianaran’ny lalàn’i Iaveh i Esdrasa, ary nanaraka azy, ary nampianatra an’i Israely ny lalàna amam-pitsipika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Fa nampiomana ny fony i Ezra mba hitady ny lalànan’NY TOMPO ka hankatò izany ary hampianatra ny Israely ireo didy sy fitsipika. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 I Hezrà manko dia efa niorim-po hianatra ny lalànan’ny TOMPO sy hanatanteraka azy ary hampianatra ny didy amam-pitsipika raketiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 I Hezrà manko dia efa niorim-po hianatra ny lalànan’ny TOMPO sy hanatanteraka azy ary hampianatra ny didy amam-pitsipika raketiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Fa Ezra nampiomana ny fony hitady ny lalàn’i Jehovah ka hankatò izany ary hampianatra ny Isiraely didy sy fitsipika. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Fa Ezra nampiomana ny fony hitady ny lalàn'i Jehovah ka hankatò izany ary hampianatra ny Isiraely didy sy fitsipika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Fa nampiomana ny fony i Ezra mba hitady ny lalànan’NY TOMPO ka hankatò izany ary hampianatra ny Israely ireo didy sy fitsipika. Jereo ny toko |
Ka hoy i Samoela tamin’ny tranon’i Israely rehetra; «Raha miverina amin’i Iaveh amin’ny fonareo rehetra tokoa ianareo, dia esory hiala eo aminareo ny andriamani-kafa sy ny Astarte, ary araiketo mafy amin’i Iaveh ny fonareo, ka Izy irery ihany no tompoy, ka hanafaka anareo amin’ny tanan’ny Filistinina Izy.»