Ezra 6:7 - Baiboly Katolika7 ka avelao hotohizana ny asa amin’ny tranon’Andriamanitra; aoka ny governoran’ny Jody sy ny loholon’ny Jody hanorina izany tranon’Andriamanitra izany indray amin’izay fitoerany teo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Aza misakana ny fanaovana io tranon’Andriamanitra io ianareo; aoka ny governoran’ny Jiosy sy ny loholon’ny Jiosy hanao io tranon’Andriamanitra io eo amin’ilay efa niorenany ihany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 ka avelao hotohizana ny fanaovana io tranon’Andriamanitra io; aoka ilay governoran’ny Jiosy sy ireo loholony hanorina indray io trano io amin’izay toerany taloha. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 ka avelao hotohizana ny fanaovana io tranon’Andriamanitra io; aoka ilay governoran’ny Jiosy sy ireo loholony hanorina indray io trano io amin’izay toerany taloha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Aza misakana ny fanaovana io tranon’Andriamanitra io; aoka ny mpanapaka ny Jiosy sy ny loholon’ny Jiosy hanao io tranon’Andriamanitra io eo amin’ilay efa niorenany ihany. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Aza misakana ny fanaovana io tranon'Andriamanitra io; aoka ny mpanapaka ny Jiosy sy ny loholon'ny Jiosy hanao io tranon'Andriamanitra io eo amin'ilay efa niorenany ihany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Aza misakana ny fanaovana io tranon’Andriamanitra io ianareo; aoka ny governoran’ny Jiosy* sy ny loholon’ny Jiosy hanao io tranon’Andriamanitra io eo amin’ilay efa niorenany ihany. Jereo ny toko |