Ezra 10:43 - Baiboly Katolika43 tamin’ny taranak’i Nebô: i Jehiela, i Matatiasa, i Zabada, i Zabinà, i Jedao, i Joela, ary i Banaiasa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201143 ary ny avy tamin’ny taranak’i Nebo dia i Jeiela, i Matitia, i Zabada, i Zebina, i Jadao, i Joela ary i Benaia. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA43 tamin’ny taranak’i Nebao, dia ry i Jehiela sy i Matitià ary i Zabada sy i Zebinà mbamin’i Jadao sy i Jôela ary i Benaià. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 tamin’ny taranak’i Nebao, dia ry i Jehiela sy i Matitià ary i Zabada sy i Zebinà mbamin’i Jadao sy i Jôela ary i Benaià. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy43 ny avy tamin’ny taranak’i Nebo dia Jeiela sy Matitia sy Zabada sy Zebina sy Jadao sy Joela ary Benaia. Jereo ny tokoMalagasy Bible43 ny avy tamin'ny taranak'i Nebo dia Jeiela sy Matitia sy Zabada sy Zebina sy Jadao sy Joela ary Benaia. Jereo ny toko |