Ezra 10:4 - Baiboly Katolika4 Koa mitsangàna ianao, fa adidinao izao raharaha izao. Ary indreto koa izahay momba anao. Matokia, ary ataovy izany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Mitsangàna fa adidinao izany; ary indreto koa izahay eto aminao; dia matokia tsara ka ataovy izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Mitsangàna fa adidinao izao raharaha izao; ary izahay koa vonon-kiaraka aminao. Aoka ho sahinao atao izany! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Mitsangàna fa adidinao izao raharaha izao; ary izahay koa vonon-kiaraka aminao. Aoka ho sahinao atao izany! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Mitsangàna, fa adidinao izany; ary indreto koa izahay eto aminao; dia matokia tsara, ka ataovy izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Mitsangàna, fa adidinao izany; ary indreto koa izahay eto aminao; dia matokia tsara, ka ataovy izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Mitsangàna fa adidinao izany; ary indreto koa izahay eto aminao; dia matokia tsara ka ataovy izany. Jereo ny toko |
Koa ankehitriny araiketo amin’ny fitadiavana an’i Iaveh Andriamanitrareo ny fo amam-panahinareo, mitsangàna hanao ny fitoerana masina ho an’i Iaveh Andriamanitra, mba hitondra hankatỳ ny fiaran’ny faneken’i Iaveh mbamin’ny fanaka masin’Andriamanitra, ho ao amin’ny trano izay hatao ho an’ny Anaran’i Iaveh.»