Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 6:28 - Baiboly Katolika

28 Raha niteny tamin’i Môizy i Iaveh tany amin’ny tany Ejipta,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Tamin’ny andro izay nitenenan’NY TOMPO tamin’i Mosesy teo amin’ny tany Ejipta

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

28 Tamin’ny andro izay nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy tany Ejipta,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Tamin’ny andro izay nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy tany Ejipta,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 ARY tamin’ny andro izay nitenenan’i Jehovah tamin’i Mosesy teo amin’ny tany Egypta,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary tamin'ny andro izay nitenenan'i Jehovah tamin'i Mosesy teo amin'ny tany Egypta,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Tamin’ny andro izay nitenenan’NY TOMPO tamin’i Mosesy teo amin’ny tany Ejipta

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 6:28
2 Rohy Ifampitohizana  

Ireo no teniny tamin’i Faraôna mpanjakan’i Ejipta, mba hitondra ny zanak’i Israely hivoaka avy any Ejipta; dia io Môizy io sy io Aarôna io.


dia izao no nolazain’i Iaveh tamin’i Môizy: «Izaho no Iaveh: Lazao amin’i Faraôna, mpanjakan’i Ejipta, izay rehetra lazaiko aminao.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra