Eksodosy 39:25 - Baiboly Katolika25 nanao lakolosy kely, volamena madio izy, nampifanelanelaniny tamin’ny ampongabendanitra teo amin’ny morontongotry ny akanjo lava manodidina, mifanelanelana amin’ny ampongabendanitra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 ary nanaovany lakolosy kely volamena tsy miharo, koa ny lakolosy kely dia natao teo anelanelan’ny ampongabendanitra tamin’ny morontongotry ny akanjobe manodidina, dia teo anelanelan’ny ampongabendanitra: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 Notefena ny lakolosy kely volamena madio ka napetaka teny anelanelan’ny sarin’ampongabendanitra tamin’ny moron-tongotr’akanjo manodidina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Notefena ny lakolosy kely volamena madio ka napetaka teny anelanelan’ny sarin’ampongabendanitra tamin’ny moron-tongotr’akanjo manodidina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 ary nanao famohamandry volamena tsara izy, ary ny famohamandry dia nataony teo anelanelan’ny ampongabendanitra tamin’ny morontongotry ny akanjo ivelany manodidina (dia teo anelanelan’ny ampongabendanitra): Jereo ny tokoMalagasy Bible25 ary nanao famohamandry volamena tsara izy, ary ny famohamandry dia nataony teo anelanelan'ny ampongaben-danitra tamin'ny moron-tongotry ny akanjo ivelany manodidina (dia teo anelanelan'ny ampongaben-danitra): Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 ary nanaovany lakolosy kely volamena tsy miharo, koa ny lakolosy kely dia natao teo anelanelan’ny ampongabendanitra tamin’ny morontongotry ny akanjobe manodidina, dia teo anelanelan’ny ampongabendanitra: Jereo ny toko |