Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:19 - Baiboly Katolika

19 Dia nanao masom-bolamena roa koa izy, napetrany eo an-tendrony roa ambany amin’ny saron-tratra eo amin’ny sisiny anaty manolotra ny efôda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Nataony indray koa ny mason-drojo volamena roa, natsofony teo amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra, amin’ny sisiny anatiny izay mikasika ny efoda.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 Nisy haba volamena roa hafa koa namboarina ka napetaka teo amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra manolotra ny efôda.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Nisy haba volamena roa hafa koa namboarina ka napetaka teo amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra manolotra ny efôda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary nanao vava volamena roa izy ka nataony teo amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra, dia amin’ny sisiny anatiny izay manolotra ny efoda.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary nanao vava volamena roa izy ka nataony teo amin'ny zorony roa ambany amin'ny saron-tratra, dia amin'ny sisiny anatiny izay manolotra ny efoda.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Nataony indray koa ny mason-drojo volamena roa, natsofony teo amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra, amin’ny sisiny anatiny izay mikasika ny efoda.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:19
3 Rohy Ifampitohizana  

vatosoa berila sy vatosoa fandatsaka an-tranontranony, hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratra.


Ary nofeheziny tamin’ny randram-bolamena roa ny tendrony roa amin’ny rojony roa dia napetraka teo amin’ny soroky ny efôda anoloana.


Ary nanao masom-bolamena roa koa izy, napetrany eo ambanin’ny sorony roa eo amin’ny efôda eo anoloany, akaikin’ny famatorana azy eo ambonin’ny fehin-kibon’ny efôda.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra