Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:29 - Baiboly Katolika

29 Ny varahina naterin’ny olona, nahatratra talenta fitopolo ary sikla efajato amby roa arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Ny varahina izay natao fanatitra asandratra dia talenta fitopolo sy sekela efajato sy roa arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

29 Ny fitambaran’ny halimo nataon’ny Israelita fanomezana dia 2 124 kilao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Ny fitambaran’ny halimo nataon’ny Israelita fanomezana dia 2 124 kilao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ary ny varahina izay natao fanatitra ahevaheva dia talenta fito-polo sy sekely efa-jato amby roa arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ary ny varahina izay natao fanatitra ahevaheva dia talenta fito-polo sy sekely efa-jato amby roa arivo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Ny varahina izay natao fanatitra asandratra dia talenta fitopolo sy sekela efajato sy roa arivo.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:29
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary ny dimy amby fitopolo sy fiton-jato amby arivo sikla, nanaovana ny faraingo amin’ny andry, sy ny peta-bolafotsy amin’ny koronosin’ny lohan’ny andry, ary ny anjaka itohizany.


Ny natao tamin’ireo dia faladia eo amin’ny varavaran’ny trano lay fihaonana, ny ôtely varahina mbamin’ny karakara varahina sy ny fanaka rehetra momba ny ôtely, ny faladian’ny fefin’ny kianja sy ny faladian’ny vavahadin’ny kianja ary ny tsimatra rehetra amin’ny Fonenana sy ny tsimatra rehetra amin’ny fefin’ny kianja.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra