Eksodosy 38:28 - Baiboly Katolika28 Ary ny dimy amby fitopolo sy fiton-jato amby arivo sikla, nanaovana ny faraingo amin’ny andry, sy ny peta-bolafotsy amin’ny koronosin’ny lohan’ny andry, ary ny anjaka itohizany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Sekela dimy amby fitopolo sy fitonjato sy arivo no nanamboarany ny fihantonana tamin’ny andry sy nametahana takelaka tamin’ny lohany ary nanaovany ny farango hitohizany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Ny 17 kilao sisa kosa dia nanaovana ny farangon’ny andry sy nandrakofana ny lohan’ny andry mbamin’ireo anjaka nampitohy ny andry. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Ny 17 kilao sisa kosa dia nanaovana ny farangon’ny andry sy nandrakofana ny lohan’ny andry mbamin’ireo anjaka nampitohy ny andry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary tamin’ny sekely dimy amby fito-polo amby fiton-jato sy arivo no nanaovany ny fihantonana tamin’ny andry, sy nametahana takela-bola tamin’ny lohany, ary nanaovany ny anjaka hitohizany. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary tamin'ny sekely dimy amby fito-polo amby fiton-jato sy arivo no nanaovany ny fihantonana tamin'ny andry, sy nametahana takela-bola tamin'ny lohany, ary nanaovany ny anjaka hitohizany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Sekela dimy amby fitopolo sy fitonjato sy arivo no nanamboarany ny fihantonana tamin’ny andry sy nametahana takelaka tamin’ny lohany ary nanaovany ny farango hitohizany. Jereo ny toko |