Eksodosy 37:9 - Baiboly Katolika9 Nivelatra niakatra ny elatry ny kerobima manaloka ny fanaovam-panavotana ary ny tavany mifanatrika, ary ny tavan’ny kerobima mitodika manatrika ny fanaovam-panavotana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ary nivelatra teo ambony ny elatry ny kerobima ka nalofan’io elany io ny rakotra fanaovam-panavotana; nifanatrika ny tavany sady nanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Nifanatrika ny kerobima roa sady nanatrika ny saron’ny Vatamasina izay nalofany tamin’ny elany mivelatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Nifanatrika ny kerobima roa sady nanatrika ny saron’ny Vatamasina izay nalofany tamin’ny elany mivelatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary ny elatry ny kerobima nivelatra teo ambony, ka nalofan’ny elany ny rakotra fanaovam-panavotana; ary ny tavany nifanatrika, sady nanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary ny elatry ny kerobima nivelatra teo ambony, ka nalofan'ny elany ny rakotra fanaovam-panavotana; ary ny tavany nifanatrika, sady nanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Ary nivelatra teo ambony ny elatry ny kerobima ka nalofan’io elany io ny rakotra fanaovam-panavotana; nifanatrika ny tavany sady nanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa. Jereo ny toko |