Eksodosy 37:26 - Baiboly Katolika26 Nopetahany takela-bolamena madio izy dia ny tampony, ny lafiny manodidina, ny tandrony; ary asiany tanjo-miolaka volamena manodidina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Ary nopetahany takelaka volamena tsy miharo izany, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony; nasiany sisiny volamena manodidina io. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Norakofana takela-bolamena madio ny tampony sy ny lafiny manodidina mbamin’ny tandrony, sady nasiana sisiny volamena manodidina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Norakofana takela-bolamena madio ny tampony sy ny lafiny manodidina mbamin’ny tandrony, sady nasiana sisiny volamena manodidina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary nopetahany takela-bolamena tsara izy, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony; ary nasiany koronosy volamena manodidina. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary nopetahany takela-bolamena tsara izy, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony; ary nasiany koronosy volamena manodidina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Ary nopetahany takelaka volamena tsy miharo izany, dia ny tampony sy ny lafiny manodidina ary ny tandrony; nasiany sisiny volamena manodidina io. Jereo ny toko |