Eksodosy 36:37 - Baiboly Katolika37 Ny fidirana ho ao amin’ny lay, nanaovana varavarana lamba jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika mihasina, taozavatra misoratsoratra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Ary nanao varavarana lamba ho eo amin’ny varavaran’ny tranolay izy, dia tamin’ny manga, volomparasy, jaky ary lamba rongony fotsy madinika voatenona, asan’ny mahay tenona samihafa soratra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Ho an’ny fidirana ao an-tranolay dia mpanao peta-kofehy no nanao efitra lamba iray hafa tamina kiran-drongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Ho an’ny fidirana ao an-tranolay dia mpanao peta-kofehy no nanao efitra lamba iray hafa tamina kiran-drongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Ary nanao varavarana lamba ho eo amin’ny varavaran’ny lay izy, dia tamin’ny manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, asan’ny mahay tenona samy hafa soratra. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Ary nanao varavarana lamba ho eo amin'ny varavaran'ny lay izy, dia tamin'ny manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, asan'ny mahay tenona samy hafa soratra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Ary nanao varavarana lamba ho eo amin’ny varavaran’ny tranolay izy, dia tamin’ny manga, volomparasy, jaky ary lamba rongony fotsy madinika voatenona, asan’ny mahay tenona samihafa soratra. Jereo ny toko |