Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 36:38 - Baiboly Katolika

38 Nanaovana andriny dimy mbamin’ny faraingony avy io varavarana lamba io, ary voapetaka takela-bolamena ny koronosin’ireo mbamin’ny anjaka itohizany, ary varahina ny faladiany dimy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

38 Ary ny andriny dimy sy ny fihantonany dia nataony koa, ary nopetahany takelaka volamena ny lohany sy ny farango hitohizany; ary ny faladiany dimy dia nataony varahina.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

38 Namboarina koa ny andry dimy hitondra ny efitra lamba sy ny fantsika hanantonana azy eo. Ny lohan’ny andry sy ny anjany dia samy norakofana takela-bolamena avokoa; fa natao halimo kosa ny faladiany dimy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Namboarina koa ny andry dimy hitondra ny efitra lamba sy ny fantsika hanantonana azy eo. Ny lohan’ny andry sy ny anjany dia samy norakofana takela-bolamena avokoa; fa natao halimo kosa ny faladiany dimy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

38 Ary ny andriny dimy sy ny fihantonany dia nataony koa, ary nopetahany takela-bolamena ny lohany sy ny anjaka hitohizany; ary ny faladiany dimy dia nataony varahina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

38 Ary ny andriny dimy sy ny fihantonany dia nataony koa, ary nopetahany takela-bolamena ny lohany sy ny anjaka hitohizany; ary ny faladiany dimy dia nataony varahina.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:38
2 Rohy Ifampitohizana  

Hanaovanao andry akasià dimy io varavarana lamba io, ka petahanao takela-bolamena ny andry sy asianao faraingo volamena; ary handrendrika varahina hatao faladiany dimy ianao.»


Hasianao andriny roapolo misy faladia varahina roapolo io lafiny iray io, ka hatao volafotsy avokoa ny faraingo amin’ny andriny sy ny anjaka hitohizany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra