Eksodosy 36:17 - Baiboly Katolika17 Nasiana tadivavarana dimampolo ny vavan’ny ambainy, sisin’ny voavitrana anankiray, ary nasiana tadivavarana dimampolo koa ny vavan’ny ambainy farany sisin’ny voavitrana faharoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Nanao tadivavarana dimampolo ho eo an-tsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana izy; ary tadivavarana dimampolo hafa koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny iray hafa efa voavitrana koa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Nopetahany tadivavarana dimampolo ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary nataony toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Nopetahany tadivavarana dimampolo ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary nataony toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary nanao tadivavarana dimam-polo ho eo antsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana izy; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny anankiray koa efa voavitrana. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary nanao tadivavarana dimam-polo ho eo antsisin'ny ambainy iray izay farany amin'ny efa voa vitrana izy; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin'ny ambainy iray amin'ny anankiray koa efa voavitrana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Nanao tadivavarana dimampolo ho eo an-tsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana izy; ary tadivavarana dimampolo hafa koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny iray hafa efa voavitrana koa. Jereo ny toko |