Eksodosy 35:5 - Baiboly Katolika5 Manokàna zavatra hatolotra ho an’i Iaveh amin’ny fanananareo. Na iza na iza mazoto fo dia hitondra zavatra haterina amin’i Iaveh, dia volamena, volafotsy, varahina, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Makà anjara fanomezana ho an’NY TOMPO avy amin’izay anananareo: Izay rehetra entanin’ny fony dia aoka hitondra anjara fanomezana ho an’NY TOMPO, dia volamena, volafotsy, varahina, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 –Angony ny fanomezana avy aminareo ho an’ny TOMPO; izay rehetra manome an-tsitrapo no aoka hitondra fanomezana isan-karazany ho an’ny TOMPO: dia volamena, volafotsy, halimo, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 –Angony ny fanomezana avy aminareo ho an’ny TOMPO; izay rehetra manome an-tsitrapo no aoka hitondra fanomezana isan-karazany ho an’ny TOMPO: dia volamena, volafotsy, halimo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Manalà ao aminareo fanatitra ho an’i Jehovah: izay rehetra amporisihin’ny fony dia aoka hitondra fanatitra ho an’i Jehovah: dia volamena sy volafotsy sy varahina, Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Manalà ao aminareo fanatitra ho an'i Jehovah: izay rehetra amporisihin'ny fony dia aoka hitondra fanatitra ho an'i Jehovah: dia volamena sy volafotsy sy varahina, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Makà anjara fanomezana ho an’NY TOMPO avy amin’izay anananareo: Izay rehetra entanin’ny fony dia aoka hitondra anjara fanomezana ho an’NY TOMPO, dia volamena, volafotsy, varahina, Jereo ny toko |