Eksodosy 35:18 - Baiboly Katolika18 ny tsimatry ny Fonenana sy ny tsimatry ny kianja mbamin’ny kofehiny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 ny tsatòkan-dain’ny tabernakely sy ny tsatòkan-dain’ny kianja sy ny kofehiny, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 ny tsîmatra momba ny fonena-masina sy ny fefin’ny kianja miaraka amin’ny tady mifandraika aminy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 ny tsîmatra momba ny fonena-masina sy ny fefin’ny kianja miaraka amin’ny tady mifandraika aminy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 ary ny tsimatry ny tabernakely sy ny tsimatry ny kianja sy ny kofehiny, Jereo ny tokoMalagasy Bible18 ary ny tsimatry ny tabernakely sy ny tsimatry ny kianja sy ny kofehiny, Jereo ny toko |