Eksodosy 35:13 - Baiboly Katolika13 ny latabatra mbamin’ny baony amam-panaka rehetra momba azy, ny mofo alahatra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 ny latabatra sy ny baony mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo atao fanatitra, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 ny latabatra voatokana sy ny baony ary ny fitaovana rehetra miaraka aminy mbamin’ny mofo fanolotra an’Andriamanitra; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 ny latabatra voatokana sy ny baony ary ny fitaovana rehetra miaraka aminy mbamin’ny mofo fanolotra an’Andriamanitra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 ary ny latabatra sy ny baony mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ary ny mofo aseho, Jereo ny tokoMalagasy Bible13 ary ny latabatra sy ny baony mbamin'ny fanaka rehetra momba azy, ary ny mofo aseho, Jereo ny toko |