Eksodosy 35:14 - Baiboly Katolika14 ny fanaovan-jiro mbamin’ny fanaka aman-dalampy momba azy, ny diloilo hatao amin’ny fanaovan-jiro; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 ny fitoeran-jiro ho fanazavana mbamin’ny fanaka momba azy sy ny jirony ary ny diloilo hatao fanazavana, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana miaraka aminy, ny jiro sy ny solika fandrehitra, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana miaraka aminy, ny jiro sy ny solika fandrehitra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 ary ny fanaovan-jiro ho fanazavana mbamin’ny fanaka momba azy ary ny lela fanaovan-jirony sy ny diloilo hatao fanazavana, Jereo ny tokoMalagasy Bible14 ary ny fanaovan-jiro ho fanazavana mbamin'ny fanaka momba azy ary ny lela fanaovan-jirony sy ny diloilo hatao fanazavana, Jereo ny toko |