Eksodosy 35:1 - Baiboly Katolika1 Ary novorin’i Môizy ny fiangonan’i Israely rehetra ka nilazany hoe: «Izao no zavatra nodidian’i Iaveh hatao: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary namory ny fiangonana i Mosesy, dia ny Israely manontolo, ka niteny taminy hoe: Izao no teny nandidian’NY TOMPO hotanterahina: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Novorin’i Mosesy ny Israelita rehetra ka nilazany hoe: –Ireto no zavatra nandidian’ny TOMPO hotanterahinareo: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Novorin’i Mosesy ny Israelita rehetra ka nilazany hoe: –Ireto no zavatra nandidian’ny TOMPO hotanterahinareo: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY Mosesy dia namory ny fiangonana, dia ny Zanak’Isiraely rehetra, ka nanao taminy hoe: Izao no teny nandidian’i Jehovah hatao: Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary Mosesy dia namory ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka nanao taminy hoe: Izao no teny nandidian'i Jehovah hatao: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ary namory ny fiangonana i Mosesy, dia ny Israely manontolo, ka niteny taminy hoe: Izao no teny nandidian’NY TOMPO hotanterahina: Jereo ny toko |