Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 35:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Novorin’i Mosesy ny Israelita rehetra ka nilazany hoe: –Ireto no zavatra nandidian’ny TOMPO hotanterahinareo:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary namory ny fiangonana i Mosesy, dia ny Israely manontolo, ka niteny taminy hoe: Izao no teny nandidian’NY TOMPO hotanterahina:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Novorin’i Mosesy ny Israelita rehetra ka nilazany hoe: –Ireto no zavatra nandidian’ny TOMPO hotanterahinareo:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Ary novorin’i Môizy ny fiangonan’i Israely rehetra ka nilazany hoe: «Izao no zavatra nodidian’i Iaveh hatao:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY Mosesy dia namory ny fiangonana, dia ny Zanak’Isiraely rehetra, ka nanao taminy hoe: Izao no teny nandidian’i Jehovah hatao:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary Mosesy dia namory ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka nanao taminy hoe: Izao no teny nandidian'i Jehovah hatao:

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 35:1
7 Rohy Ifampitohizana  

«Tsarovy ny andro sabata mba hanokananao azy ho Ahy.


Avy eo dia nanatona koa ny Israelita sisa rehetra, ka nampitain’i Mosesy taminy ny baiko rehetra izay nandidian’ny TOMPO azy tao an-tendrombohitra Sinay.


Tsia, tsy izay mihaino fotsiny ny lalàna no hoeken’Andriamanitra ho marina, fa izay manatanteraka ny lalàna no hoeken’Andriamanitra ho marina.


Aoka ianareo ho mpanatanteraka ny teny, fa tsy ho mpihaino fotsiny, ka mamita-tena.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra