Eksodosy 33:21 - Baiboly Katolika21 Hoy i Iaveh: «Indro misy fitoerana eto akaikiko, ka hijanona eo ambony vatolampy ianao; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Dia hoy NY TOMPO: Indro, misy toerana eto anilako; dia hijanona eo ambonin’ny harambato ianao; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Fa eto akaikiko eto, hoy Izaho TOMPO, dia misy toerana an-karambato hijanonanao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Fa eto akaikiko eto, hoy Izaho TOMPO, dia misy toerana an-karambato hijanonanao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Dia hoy Jehovah: Indro, misy fitoerana eto anilako; dia hijanona eo ambonin’ny harambato hianao; Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Dia hoy Jehovah: Indro, misy fitoerana eto anilako; dia hijanona eo ambonin'ny harambato ianao; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Dia hoy NY TOMPO: Indro, misy toerana eto anilako; dia hijanona eo ambonin’ny harambato ianao; Jereo ny toko |