Eksodosy 30:38 - Baiboly Katolika38 Ka na zovy na zovy hanao mitovy amin’izany hanamboloany ny havany, dia hofongorana tsy ho eo amin’ny fireneny.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Izay rehetra manamboatra mitovy amin’izany ka mampiasa azy ho fofona manitra dia hofongorana tsy ho amin’ny fireneny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 Fa raha misy manamboatra zava-manitra mitovy aminy hamofonany azy, dia hoesorina tsy ho anisan’ny firenena israelita izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Fa raha misy manamboatra zava-manitra mitovy aminy hamofonany azy, dia hoesorina tsy ho anisan’ny firenena israelita izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Na zovy na zovy manao izay tahaka azy ho fanorohana dia hofongorana tsy ho amin’ny fireneny. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Na zovy na zovy manao izay tahaka azy ho fanorohana dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Izay rehetra manamboatra mitovy amin’izany ka mampiasa azy ho fofona manitra dia hofongorana tsy ho amin’ny fireneny. Jereo ny toko |