Eksodosy 30:32 - Baiboly Katolika32 Tsy hararaka amin’ny tenan’ny olona izany, ary hamorona hafa tahaka an’io ianareo amin’izay zavatra hamoronana an’io, fa zava-masina izany, ka tsy maintsy hataonareo ho zava-masina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Aoka tsy hisy hihosotra amin’izany, na hisy haka tahaka ny fanamboarana azy na iza na iza; fa masina izany ka ho masina aminareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA32 Koa tsy misy olona mahazo mampiasa azy mba hihosorany, ary tsy misy mahazo manamboatra ilomanitra mitovy aminy; fa voatokana izany, ka tsy maintsy hajaina ny maha voatokana azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Koa tsy misy olona mahazo mampiasa azy mba hihosorany, ary tsy misy mahazo manamboatra ilomanitra mitovy aminy; fa voatokana izany, ka tsy maintsy hajaina ny maha voatokana azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Aoka tsy hihosoran’ny olon-kafa izany, na hisy haka tahaka azy, araka ny fanaovana azy; fa masina izy ka ho masina aminareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Aoka tsy hihosoran'ny olon-kafa izany, na hisy haka tahaka azy, araka ny fanaovana azy; fa masina izy ka ho masina aminareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache32 Aoka tsy hisy hihosotra amin’izany, na hisy haka tahaka ny fanamboarana azy na iza na iza; fa masina izany ka ho masina aminareo. Jereo ny toko |