Eksodosy 29:30 - Baiboly Katolika30 ka hitafy izany mandritra ny hafitoana, izay anankiray amin’ny zanany ho tonga mpisorona handimby azy; dia izay hiditra ao an-trano lay fihaonana, hanao ny fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Hiakanjo azy hafitoana izay iray amin’ny zanany ho mpisorona handimby azy, dia izay miditra ao amin’ny tranolay fihaonana hanao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA30 Ny mpisorona hisolo an’i Aharôna dia hitondra ireo akanjo ireo mandritra ny fito andro, rehefa miditra ao amin’ny Tranolay fihaonana mba hanatanteraka ny raharahany ao amin’ny Toeramasina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Ny mpisorona hisolo an’i Aharôna dia hitondra ireo akanjo ireo mandritra ny fito andro, rehefa miditra ao amin’ny Tranolay fihaonana mba hanatanteraka ny raharahany ao amin’ny Toeramasina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Hiakanjo azy hafitoana izay anankiray amin’ny zanany ho mpisorona handimby azy, dia izay miditra amin’ny trano-lay fihaonana hanao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Hiakanjo azy hafitoana izay anankiray amin'ny zanany ho mpisarona handimby azy, dia izay miditra amin'ny trano-lay fihaonana hanao fanompoam-pivavahana ao amin'ny fitoerana masina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 Hiakanjo azy hafitoana izay iray amin’ny zanany ho mpisorona handimby azy, dia izay miditra ao amin’ny tranolay fihaonana hanao fanompoam-pivavahana ao amin’ny fitoerana masina. Jereo ny toko |