Eksodosy 28:31 - Baiboly Katolika31 «Ataovy amin’ny jaky volomparasy ny akanjo lavan’ny efôda manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Ataovy lamba manga avokoa ny akanjobe misy ny efoda. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 «Ny akanjo lava ivelany izay hitondran’i Aharôna ny efôda dia hatao manontolo amin’ny volon’ondry miloko volomparasy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 «Ny akanjo lava ivelany izay hitondran’i Aharôna ny efôda dia hatao manontolo amin’ny volon’ondry miloko volomparasy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary ny akanjo ivelany misy ny efoda dia ataovy manga avokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary ny akanjo ivelany misy ny efoda dia ataovy manga avokoa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Ataovy lamba manga avokoa ny akanjobe misy ny efoda*. Jereo ny toko |