Eksodosy 28:26 - Baiboly Katolika26 Manaova koa masom-bolamena roa, hatao amin’ny tendrony ambany roa, amin’ny saron-tratra eo amin’ny sisiny anatiny, manolotra ny efôda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Dia manaova koa mason-drojo volamena roa ka ataovy amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra, amin’ny sisiny anatiny, izay mifanolotra amin’ny efoda. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Hisy haba volamena roa hafa koa hamboarina ka hapetaka eo amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra manolotra ny efôda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Hisy haba volamena roa hafa koa hamboarina ka hapetaka eo amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra manolotra ny efôda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary manaova vava volamena roa, ka ataovy amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra, dia amin’ny sisiny anatiny, izay manolotra ny efoda. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary manaova vava volamena roa, ka ataovy amin'ny zorony roa ambany amin'ny saron-tratra, dia amin'ny sisiny anatiny, izay manolotra ny efoda. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Dia manaova koa mason-drojo volamena roa ka ataovy amin’ny zorony roa ambany amin’ny saron-tratra, amin’ny sisiny anatiny, izay mifanolotra amin’ny efoda. Jereo ny toko |