Eksodosy 26:31 - Baiboly Katolika31 «Manaova efitra lamba amin’ny jaky volomparasy sy jaky mangatrakatraka sy lamba mena antitra ary rongony fotsy madinika voahasina, asiana sarin-kerobima, asan-tanan’ny mpanenona mahay; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Manaova efitra lamba manga, volomparasy, jaky ary lamba rongony fotsy madinika voatenona; kerobima, asan’ny mpanenona mahay, no hataonao sorany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 «Mpahay taozavatra no hanao efitra lamba iray amin’ny rongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, ravahana kerobima roa vita amin’ny peta-kofehy tsara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 «Mpahay taozavatra no hanao efitra lamba iray amin’ny rongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, ravahana kerobima roa vita amin’ny peta-kofehy tsara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary manaova efitra lamba manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina; kerobima, asan’ny mpanenona mahay, no hataonao sorany. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary manaova efitra lamba manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina; kerobima, asan'ny mpanenona mahay, no hataonao sorany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Manaova efitra lamba manga, volomparasy, jaky ary lamba rongony fotsy madinika voatenona; kerobima, asan’ny mpanenona mahay, no hataonao sorany. Jereo ny toko |