Eksodosy 25:32 - Baiboly Katolika32 ka hasianao rantsany enina maniry amin’ny laniny; ny rantsany telo, avy amin’ny laniny iray, ary ny rantsany telo, avy amin’ny laniny iray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Hisy rantsany enina misampana eo an-daniny roa ka rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray ary rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray hafa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA32 Hasiana rantsana enina hivoaka avy amin’ny tahobeny, ka samy telo an-daniny avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Hasiana rantsana enina hivoaka avy amin’ny tahobeny, ka samy telo an-daniny avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Ary hisy sampany enina amin’ny ankilany roa: dia sampany telo amin’ny fanaovan-jiro eo amin’ny ankilany iray, ary sampany telo amin’ny fanaovan-jiro eo amin’ny ankilany iray koa, Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Ary hisy sampany enina amin'ny ankilany roa: dia sampany telo amin'ny fanaovan-jiro eo amin'ny ankilany iray, ary sampany telo amin'ny fanaovan-jiro eo amin'ny ankilany iray koa, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache32 Hisy rantsany enina misampana eo an-daniny roa ka rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray ary rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray hafa. Jereo ny toko |