Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 25:26 - Baiboly Katolika

26 Hanao masom-bolamena efatra ianao ka hapetrakao amin’ny zoron’ny latabatra efatra ireo masom-bolamena ireo, dia amin’ny tongony efatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Ary manaova mason-drojo volamena efatra hatao aminy ka ataovy eo amin’ny zorony efatra izay eo amin’ny tongony efatra ireo:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

26 Hisy haba volamena efatra koa no hotefena, dia hapetraka eo amin’ny zorony efatra, mifanila amin’ny tongony efatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Hisy haba volamena efatra koa no hotefena, dia hapetraka eo amin’ny zorony efatra, mifanila amin’ny tongony efatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary manaova vava volamena efatra hatao aminy, ka ataovy eo amin’ny zorony efatra izay eo amin’ny tongony efatra ireo:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary manaova vava volamena efatra hatao aminy, ka ataovy eo amin'ny zorony efatra izay eo amin'ny tongony efatra ireo:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Ary manaova mason-drojo volamena efatra hatao aminy ka ataovy eo amin’ny zorony efatra izay eo amin’ny tongony efatra ireo:

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 25:26
3 Rohy Ifampitohizana  

Handrendrika masom-bolamena efatra hatao aminy ianao, hapetaka amin’ny tongony efatra; ny masom-bolamena roa amin’ny lafiny iray, ny masom-bolamena roa amin’ny lafiny iray.


Hasiana sisiny vody voampelatanana ny manodidina azy, ka asianao tanjo-miolaka volamena manodidina izay.


Hataonao eo akaikin’ny sisiny ny masom-bolamena, fa hampidirana ny bao hilanjana ny latabatra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra