Eksodosy 20:1 - Baiboly Katolika1 Ary Andriamanitra nanonona ireto teny rehetra ireto nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Dia nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Dia nanambara ireto teny rehetra ireto tamin’ny Israelita Andriamanitra ka nanao hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Dia nanambara ireto teny rehetra ireto tamin’ny Israelita Andriamanitra ka nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 DIA nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra ka nanao hoe: Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Dia nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra ka nanao hoe: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Dia nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra: Jereo ny toko |