Eksodosy 14:20 - Baiboly Katolika20 Dia nankeo anelanelan’ny tobin’ny Ejiptianina sy ny tobin’ny zanak’i Israely izy; maizina ny ilan’io rahona io; ary ny ilany manazava ny alina, ka tsy nifanatona ny toby roa nandritra ny alina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 ka tonga teo anelanelan’ny tobin’ny Ejiptiana sy ny tobin’ny Israely. Teo ihany ny rahona sy ny hamaizinana nefa nampahazava ny alina kosa izany ka tsy nifanatona izy roa tonta nandritra ny alina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Nifindra teo anelanelan’ny tobin’ny Ejiptianina sy ny tobin’ny Israelita teo anelanelan’ny tobin’ny Ejiptianina sy ny tobin’ny Israelita ny andry rahona. Io andry rahona io dia maizina tany andaniny fa nanazava ny alina kosa taty ankilany. Koa tsy afaka nifanatona izy roa tonta nandritra ny alina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Nifindra teo anelanelan’ny tobin’ny Ejiptianina sy ny tobin’ny Israelita teo anelanelan’ny tobin’ny Ejiptianina sy ny tobin’ny Israelita ny andry rahona. Io andry rahona io dia maizina tany andaniny fa nanazava ny alina kosa taty ankilany. Koa tsy afaka nifanatona izy roa tonta nandritra ny alina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 ka tonga teo anelanelan’ny tobin’ny Egyptiana sy ny tobin’ny Isiraely: dia teo ihany ny rahona sy ny fahamaizinana, nefa nampahazava ny alina kosa, ka dia tsy nifanatona izy roa tonta mandritra ny alina. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 ka tonga teo anelanelan'ny tobin'ny Egyptiana sy ny tobin'ny Isiraely: dia teo ihany ny rahona sy ny fahamaizinana, nefa nampahazava ny alina kosa, ka dia tsy nifanatona izy roa tonta mandritra ny alina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 ka tonga teo anelanelan’ny tobin’ny Ejiptiana sy ny tobin’ny Israely. Teo ihany ny rahona sy ny hamaizinana nefa nampahazava ny alina kosa izany ka tsy nifanatona izy roa tonta nandritra ny alina. Jereo ny toko |