Apokalipsy 5:4 - Baiboly Katolika4 Koa nitomany mafy aho, fa tsy hita izay mendrika hanokatra ny boky sy hijery azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Dia nitomany mafy aho satria tsy nisy hita mendrika hanokatra ny boky na hijery azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Koa nitomany mafy aho, satria tsy hita izay mendrika hanokatra ny horonamboky sy hijery izay raketiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Koa nitomany mafy aho, satria tsy hita izay mendrika hanokatra ny horonamboky sy hijery izay raketiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary nitomany mafy aho, satria tsy nisy hita mendrika hanokatra ny boky na hijery azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary nitomany mafy aho, satria tsy nisy hita miendrika hanokatra ny boky na hijery azy. Jereo ny toko |