Apokalipsy 4:1 - Baiboly Katolika1 Taorian’izany, dia hitako fa indro nisy varavarana mivoha teny an-danitra; ary ilay feo voalohany efa reko, toy ny an’ny trômpetra, dia niteny tamiko hoe: Miakara atỳ, dia hasehoko anao ny zavatra tsy maintsy ho avy any aoriana any. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Rehefa afaka izany dia hitako fa indro, nisy varavarana nivoha tany an-danitra, ary ilay feo izay efa reko tamin’ny voalohany dia tahaka ny an’ny trompetra niteny tamiko hoe: Miakara atỳ, dia hasehoko anao izay zavatra tsy maintsy ho avy amin’izao manaraka izao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Taorian’izany, dia indro hitako nisy varavarana nivoha tany an-danitra; ary ilay feo tany am-boalohany, izay efa reko niteny tamiko tahaka ny feon-trompetra, no nanao tamiko hoe: –Miakara atỳ, dia hasehoko anao ny zavatra tsy maintsy ho avy manaraka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Taorian’izany, dia indro hitako nisy varavarana nivoha tany an-danitra; ary ilay feo tany am-boalohany, izay efa reko niteny tamiko tahaka ny feon-trompetra, no nanao tamiko hoe: –Miakara atỳ, dia hasehoko anao ny zavatra tsy maintsy ho avy manaraka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 REHEFA afaka izany, dia hitako fa, indro, nisy varavarana nivoha tany an-danitra; ary ilay feo voalohany izay efa reko dia tahaka ny an’ny trompetra niteny tamiko hoe: Miakara atỳ, dia hasehoko anao izay zavatra tsy maintsy ho avy rahatrizay. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Rehefa afaka izany, dia hitako fa, indro, nisy varavarana nivoha tany an-danitra; ary ilay feo voalohany izay efa reko dia tahaka ny an'ny trompetra niteny tamiko hoe: Miakara atỳ, dia hasehoko anao izay zavatra tsy maintsy ho avy rahatrizay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Rehefa afaka izany dia hitako fa indro, nisy varavarana nivoha tany an-danitra, ary ilay feo izay efa reko tamin’ny voalohany dia tahaka ny an’ny trompetra niteny tamiko hoe: Miakara atỳ, dia hasehoko anao izay zavatra tsy maintsy ho avy amin’izao manaraka izao. Jereo ny toko |