Apokalipsy 20:1 - Baiboly Katolika1 Ary nahita Anjely anankiray nidina avy any an-danitra aho, izay nitana ny fanalahidin’ny lavaka tsy hita noanoa sy rojo vy lehibe anankiray teny an-tanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary hitako fa indro, nisy anjely nidina avy tany an-danitra, nanana ny fanalahidin’ny lavaka tsy hita noanoa sy gadra lehibe teny an-tanany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Ary hitako nisy anjely anankiray nidina avy tany an-danitra, izay nanana ny fanalahidin’ny hantsambe sy rojo vy lehibe teny an-tanany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ary hitako nisy anjely anankiray nidina avy tany an-danitra, izay nanana ny fanalahidin’ny hantsambe sy rojo vy lehibe teny an-tanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY hitako fa, indro, nisy anjely nidina avy tany an-danitra, nanana ny fanalahidin’ny lavaka tsy hita noanoa sy gadra lehibe eny an-tànany; Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary hitako fa, indro, nisy anjely nidina avy tany an-danitra, nanana ny fanalahidin'ny lavaka tsy hita noanoa sy gadra lehibe eny an-tànany; Jereo ny toko |