Apokalipsy 19:4 - Baiboly Katolika4 Tamin’izany ny Anti-dahy efatra amby roapolo sy ny Zava-manana aina efatra dia niankohoka nitsaoka an’Andriamanitra, nanao hoe: «Amen! Aleloia!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary ny loholona efatra amby roapolo sy ny zavamananaina efatra dia niankohoka nivavaka tamin’Andriamanitra izay mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianana ka niteny hoe: Amena! Haleloia! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Tamin’izay ny *loholona 24 sy ny zava-miaina efatra dia niankohoka nitsaoka an’Andriamanitra, Izay mipetraka eo ambonin’ilay sezafiandrianana, ka nanao hoe: «Amen! Haleloià!» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Tamin’izay ny *loholona 24 sy ny zava-miaina efatra dia niankohoka nitsaoka an’Andriamanitra, Izay mipetraka eo ambonin’ilay sezafiandrianana, ka nanao hoe: «Amen! Haleloià!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary ny loholona efatra amby roa-polo sy ny zava-manan-aina efatra dia niankohoka nivavaka tamin’Andriamanitra, Izay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana, ka nanao hoe: Amena; Haleloia! Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary ny loholona elatra amby roa-polo sy ny zava-manan'aina efatra dia niankohoka nivavaka tamin'Andriamanitra. Izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, ka nanao hoe: Amena; Haleloia! Jereo ny toko |
Ka sady nanakopaka ny kapaotiko aho no nilaza hoe: «Hakopak’Andriamanitra toy izao anie ny olona rehetra tsy mahatanteraka izany teny izany, ho eo ivelan’ny tranony amam-pananany, ka dia ho voakopaka sy ho avela tsy manana na inona na inona izy.» Dia indray namaly ny fiangonana nanao hoe: «Amen», sady nidera an’Andriamanitra; ary notanterahin’ny vahoaka tokoa izany teny izany.