Apokalipsy 15:2 - Baiboly Katolika2 Ary nahita toa ranomasina fitaratra miharo afo aho; ka izay nandresy ny Biby sy ny sariny ary ny isan’ny anarany no nitsangana teo amoron’io ranomasina fitaratra io, mitana ny harp’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ary nahita aho fa indro, toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin’ny bibidia sy ny sariny ary ny isa mariky ny anarany dia nitsangana teo amoron’ny ranomasina fitaratra, nitana lokangan’Andriamanitra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Ary hitako nisy toa ranomasina fitaratra miharo afo; ka izay olona naharesy an’ilay biby sy ny sariny ary ny isa mifandraika amin’ny anarany dia nijoro teo amoron’io ranomasina fitaratra io sady nitana ny lokanga nomen’Andriamanitra azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Ary hitako nisy toa ranomasina fitaratra miharo afo; ka izay olona naharesy an’ilay biby sy ny sariny ary ny isa mifandraika amin’ny anarany dia nijoro teo amoron’io ranomasina fitaratra io sady nitana ny lokanga nomen’Andriamanitra azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Ary nahita aho fa, indro, toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin’ny bibi-dia sy ny sariny ary ny isan’ny anarany dia nitsangana teo amoron’ ny ranomasina fitaratra, nitana lokangan’Andriamanitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary nahita aho fa, indro, toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin'ny bibi-dia sy ny sariny ary ny isan'ny anarany dia nitsangana teo amoron'ny ranomasina fitaratra, nitana lokangan'Andriamanitra. Jereo ny toko |